26 Dia nanao antontam-bato lehibe hanarona azy mandraka androany izy. Ary Jehovah dia nionona tamin'ny fahatezerany mirehitra. Izany no nanaovana ny anaran'izany tany mandraka androany hoe Lohasaha Akora.
Vakio ny toko manontolo Josoa 7
Jereo Josoa 7:26 amin'ny teny manodidina.