Josoa 8:34 MG1865

34 Ary rehefa afaka izany, dia namaky ny tenin'ny lalàna rehetra izy, dia ny fitahiana sy ny fanozonana, araka izay rehetra voasoratra eo amin'ny bokin'ny lalàna.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:34 amin'ny teny manodidina.