Josoa 8:35 MG1865

35 Tsy nisy teny tamin'izay rehetra nandidian'i Mosesy, izay tsy novakin'i Josoa teo anatrehan'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, mbamin'ny vehivavy sy ny ankizy madinika ary ny vahiny izay teo aminy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:35 amin'ny teny manodidina.