Josoa 9:19 MG1865

19 Fa hoy ny loholona rehetra tamin'ny fiangonana rehetra: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no efa nianiananay taminy; koa ankehitriny tsy mahazo mamely azy isika.

Vakio ny toko manontolo Josoa 9

Jereo Josoa 9:19 amin'ny teny manodidina.