Josoa 9:20 MG1865

20 Fa izao no hataontsika aminy: Havelantsika ho velona ihany izy, fandrao hisy fahatezerana mahatratra antsika noho ny fianianana nataontsika taminy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 9

Jereo Josoa 9:20 amin'ny teny manodidina.