Josoa 9:21 MG1865

21 Ary hoy koa ny loholona taminy: Aoka ihany ho velona izy. Dia tonga mpikapa hazo sy mpantsaka rano ho an'ny fiangonana rehetra izy, araka ny teny nataon'ny loholona taminy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 9

Jereo Josoa 9:21 amin'ny teny manodidina.