Josoa 9:5 MG1865

5 ary kapa tonta sady nitampintampina teo amin'ny tongony, ary lamba tonta notafiny; ary efa maina sy bobongolo ny mofo rehetra izay vatsiny.

Vakio ny toko manontolo Josoa 9

Jereo Josoa 9:5 amin'ny teny manodidina.