Levitikosy 14:16 MG1865

16 dia hatsoboky ny mpisorona ny fanondrony ankavanana eo amin'ny diloilo izay eo am-pelatanany ankavia ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:16 amin'ny teny manodidina.