Levitikosy 14:17 MG1865

17 ary ny diloilo sisa eo am-pelatanany dia hanentenan'ny mpisorona ny tendron'ny ravin-tsofina ankavanan'ilay hodiovina sy ny ankihiben-tànany ankavanana ary ny ankihiben-tongony ankavanana eo amin'ilay nasiana ny ran'ny fanati-panonerana;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:17 amin'ny teny manodidina.