Levitikosy 14:45 MG1865

45 Ary horavana ny trano, dia ny vato sy ny hazo ary ny lalotra rehetra, ka ho entina ho amin'izay fitoerana maloto eny ivelan'ny tanàna.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:45 amin'ny teny manodidina.