Levitikosy 14:46 MG1865

46 Ary izay miditra ao amin'izany trano izany amin'ny andro rehetra izay hihidiany dia haloto mandra-paharivan'ny andro;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:46 amin'ny teny manodidina.