Levitikosy 14:44 MG1865

44 ary tonga ny mpisorona ka mizaha, ary hitany fa nanitatra teo amin'ny trano ny aretina, dia habokana mafy eo amin'ny trano izany, ka dia maloto izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:44 amin'ny teny manodidina.