Levitikosy 14:43 MG1865

43 Fa raha tàhiny miseho indray ny aretina ka mifariparitra eo amin'ny trano, rehefa voaisotra ny vato, ary rehefa voakiky sady voalalotra ny trano,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:43 amin'ny teny manodidina.