Levitikosy 16:10 MG1865

10 Fa ny osilahy izay niharan'ny filokana ho an'i Azazela kosa dia hapetraka velona eo anatrehan'i Jehovah hanaovana fanavotana ho azy, mba handefasana azy hankany an-efitra ho an'i Azazela.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:10 amin'ny teny manodidina.