Levitikosy 16:11 MG1865

11 Ary hampanatonin'i Arona ny vantotr'ombilahy, izay hatao fanatitra noho ny ota ho an'ny tenany, ka dia hanao fanavotana ho azy sy ny ankohonany izy, dia hovonoiny ny vantotr'ombilahy, izay hatao fanatitra noho ny ota ho an'ny tenany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:11 amin'ny teny manodidina.