Levitikosy 16:12 MG1865

12 Dia haka vain'afo eran'ny fitondran'afo avy amin'ny alitara eo anatrehan'i Jehovah izy, ary ditin-kazo mani-pofona voatorotoro madinika eran-tanan-droa, ka ho entiny miditra ao anatin'ny efitra lamba.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:12 amin'ny teny manodidina.