Levitikosy 16:13 MG1865

13 Ary hataony eo amin'ny afo eo anatrehan'i Jehovah ny ditin-kazo, ka hosaronan'ny setroky ny ditin-kazo ny rakotra fanaovan-panavotana, izay eo ambonin'ny Vavolombelona, mba tsy hahafaty azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:13 amin'ny teny manodidina.