Levitikosy 16:23 MG1865

23 Dia hiditra ao amin'ny trano-lay fihaonana Arona, ary hanala ny fitafiany rongony fotsy, izay niakanjoany raha niditra ao amin'ny fitoerana masina izy, ka hamela azy ao.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:23 amin'ny teny manodidina.