Levitikosy 16:24 MG1865

24 Dia handro amin'ny rano eo amin'izay fitoerana masina izy ka hitafy ny fitafiany; dia hivoaka izy ka hanatitra ny fanatitra dorana ho an'ny tenany sy ny fanatitra dorana ho an'ny olona ka hanao fanavotana ho an'ny tenany sy ny olona.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:24 amin'ny teny manodidina.