Levitikosy 16:29 MG1865

29 Ary izao no ho lalàna mandrakizay ho anareo: amin'ny andro fahafolo amin'ny volana fahafito dia aoka hampahory ny tenanareo ianareo ary tsy hanao raharaha akory, na ny tompon-tany, na ny vahiny eo aminareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:29 amin'ny teny manodidina.