Levitikosy 16:30 MG1865

30 Fa amin'izany andro izany no hanaovana fanavotana ho anareo hanadiovana anareo, ka dia hadio ho afaka amin'ny fahotanareo rehetra eo anatrehan'i Jehovah ianareo

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:30 amin'ny teny manodidina.