Levitikosy 2:13 MG1865

13 Ary samy asio sira ny fanatitra hohaninao rehetra; ary ny siran'ny faneken'Andriamanitrao dia aza atsahatra amin'ny fanatitra hohaninao; fa manatera sira miaraka amin'ny fanatitrao rehetra.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 2

Jereo Levitikosy 2:13 amin'ny teny manodidina.