Levitikosy 2:14 MG1865

14 Ary raha manatitra fanatitra hohanina ho an'i Jehovah avy amin'ny voaloham-bokatra ianao, dia salohim-bary voaendy amin'ny afo, dia lango avy amin'ny salohy maitso, no haterinao ho fanatitra hohanina avy amin'ny voaloham-bokatrao.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 2

Jereo Levitikosy 2:14 amin'ny teny manodidina.