Levitikosy 20:19 MG1865

19 Ary aza mandry amin'ny rahavavin-dreninao, na amin'ny anabavin-drainao; fa mandry amin'ny havany akaiky izay manao izany ka ho meloka.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:19 amin'ny teny manodidina.