Levitikosy 20:20 MG1865

20 Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny vadin'ny rahalahin-drainy, dia efa nandry tamin'izay nandrian'ny rahalahin-drainy izy ho meloka izy roroa ka ho faty momba.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:20 amin'ny teny manodidina.