21 Ary raha misy lehilahy maka ny vadin-drahalahiny, dia fahalotoana izany; nandry tamin'izay nandrian'ny rahalahiny izy, ka ho momba izy roroa.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20
Jereo Levitikosy 20:21 amin'ny teny manodidina.