Levitikosy 22:11 MG1865

11 Fa raha misy olona novidin'ny mpisorona, dia hahazo mihinana amin'izany ihany izy; ary ny ompikeliny hahazo mihinana amin'ny fihinan'ny mpisorona koa.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 22

Jereo Levitikosy 22:11 amin'ny teny manodidina.