Levitikosy 9:1

Malagasy Bible

1Ary tamin'ny andro fahavalo Mosesy dia nampaka an'i Arona sy ny zanany ary ny loholon'ny Isiraely.

Levitikosy 9:1 — MG1865