Levitikosy 9:2 MG1865

2 Dia hoy izy tamin'i Arona: Makà ombilahy kely ho anao hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy ho fanatitra dorana, izay samy tsy misy kilema, ka atero eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 9

Jereo Levitikosy 9:2 amin'ny teny manodidina.