Levitikosy 9:17 MG1865

17 Dia nentiny nanatona koa ny fanatitra hohanina ka nangalany eran-tànan-ila, dia nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara izany, ho fanampin'ny fanatitra dorana maraina.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 9

Jereo Levitikosy 9:17 amin'ny teny manodidina.