Levitikosy 9:18 MG1865

18 Dia namono ny omby sy ny ondrilahy koa izy hatao fanati-pihavanana, izay haterina noho ny olona; ary ny zanak'i Arona nanolotra azy ny rà, dia nanopy izany manodidina tamin'ny lafin'ny alitara izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 9

Jereo Levitikosy 9:18 amin'ny teny manodidina.