Mpitoriteny 12:4 MG1865

4 ary hirindrina ny varavarana kopa-droa mankeny an-dalambe, rehefa malemy ny feon'ny fikosoham-bary; ary ho taitra ny olona, raha vao maneno ny voronkely, ary halemy feo ny zazavavy mpihira rehetra;

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 12

Jereo Mpitoriteny 12:4 amin'ny teny manodidina.