Mpitoriteny 12:5 MG1865

5 ary koa, hatahotra ny fiakarana izy, ary toa hisy zava-mahatahotra eny an-dalana; ary hamony ny hazo amygdala, ary ny valala aza ho tonga mavesatra, ary ny voan-tsimperifery aza tsy hanan-kery intsony fa mandroso ho any amin'ny tranony mandrakizay ny olona, ary ny mpisaona mandehandeha eny an-dalambe

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 12

Jereo Mpitoriteny 12:5 amin'ny teny manodidina.