Mpitoriteny 7:26 MG1865

26 ka hitako fa mangidy noho ny fahafatesana ny vehivavy, izay fandrika sy harato ny fony, sady famatorana ny tànany; nefa izay ankasitrahan'Andriamanitra dia ho afa-mandositra azy, fa ny mpanota ihany no ho azony.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 7

Jereo Mpitoriteny 7:26 amin'ny teny manodidina.