6 Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin'izay atao atỳ ambanin'ny masoandro izy.
Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 9
Jereo Mpitoriteny 9:6 amin'ny teny manodidina.