22 Ry kely saina, mandra-pahoviana no hitiavanareo ny fahadalana, Sy hifalian'ny mpaniratsira amin'ny faniratsirana, Ary hankahalan'ny adala ny fahalalana?
Vakio ny toko manontolo Ohabolana 1
Jereo Ohabolana 1:22 amin'ny teny manodidina.