Ohabolana 10:16 MG1865

16 Ho fiainana ny asan'ny marina; Fa ho ota ny fitomboan'ny haren'ny ratsy fanahy.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 10

Jereo Ohabolana 10:16 amin'ny teny manodidina.