Ohabolana 10:2 MG1865

2 Ny harena azo amin'ny tsy marina dia tsy mahasoa na inona na inona; Fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 10

Jereo Ohabolana 10:2 amin'ny teny manodidina.