Ohabolana 10:26 MG1865

26 Toy ny vinaingitra amin'ny nify sy ny setroka amin'ny maso. Dia mba toy izany koa ny malaina amin'izay maniraka azy.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 10

Jereo Ohabolana 10:26 amin'ny teny manodidina.