5 Izay manangona amin'ny fararano no zanaka hendry; Fa izay sondrian-tory amin'ny taom-pijinjana no zanaka mampahamenatra.
Vakio ny toko manontolo Ohabolana 10
Jereo Ohabolana 10:5 amin'ny teny manodidina.