Ohabolana 12:11 MG1865

11 Izay miasa ny taniny dia ho voky hanina; Fa izay manaraka ny olom-poana dia tsy ampy saina.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 12

Jereo Ohabolana 12:11 amin'ny teny manodidina.