Ohabolana 12:2 MG1865

2 Ny tsara fanahy mahazo sitraka amin'i Jehovah; Fa ny mamoron-tsain-dratsy hohelohiny.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 12

Jereo Ohabolana 12:2 amin'ny teny manodidina.