Ohabolana 12:28 MG1865

28 Amin'ny lalan'ny fahamarinana no misy fiainana, Ary ny tsi-fahafatesana no lalan-kalehany.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 12

Jereo Ohabolana 12:28 amin'ny teny manodidina.