Ohabolana 14:19 MG1865

19 Ny ratsy fanahy miondrika eo anatrehan'ny tsara fanahy, Ary ny meloka dia eo am-bavahadin'ny marina.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 14

Jereo Ohabolana 14:19 amin'ny teny manodidina.