31 Izay mampahory ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy; Fa ny mamindra fo aminy kosa dia manome voninahitra Azy.
Vakio ny toko manontolo Ohabolana 14
Jereo Ohabolana 14:31 amin'ny teny manodidina.