Ohabolana 15:14 MG1865

14 Ny fon'ny manan-tsaina mitady fahendrena; Fa ny vavan'ny adala mankamamy ny fahadalana.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 15

Jereo Ohabolana 15:14 amin'ny teny manodidina.