Ohabolana 16:11 MG1865

11 An'i Jehovah ny fandanjana sy ny mizana marina, Avy aminy avokoa ireo vato rehetra an-kitapo.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 16

Jereo Ohabolana 16:11 amin'ny teny manodidina.