Ohabolana 16:21 MG1865

21 Izay hendry am-po dia lazaina hoe manan-tsaina, Ary ny hamamian'ny molotra mampandroso fahendrena.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 16

Jereo Ohabolana 16:21 amin'ny teny manodidina.