Ohabolana 16:24 MG1865

24 Toho-tantely ny teny mahafinaritra, Ka sady mamin'ny fanahy no mahatsara ny taolana.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 16

Jereo Ohabolana 16:24 amin'ny teny manodidina.