Ohabolana 16:30 MG1865

30 Izay manakimpy ny masony hieritreritra ny ratsy Sady manaikitraiki-molotra dia efa mikasa hanao ratsy.

Vakio ny toko manontolo Ohabolana 16

Jereo Ohabolana 16:30 amin'ny teny manodidina.